VOKA-DEHIBE NY ZANAKA AM-PIELEZANA 2017  FJKM AMBODIMITA

VOKA-DEHIBE NY ZANAKA AM-PIELEZANA 2017 FJKM AMBODIMITA



25 Jun 12:00 - Antananarivo
Fjkm Ambodimita

Route

" Ary na inona na inona ataonareo, na amin'ny teny, na amin'ny asa, dia ataovy amin'ny anaran'i Jesoa Tompo izany, ka misaora an'Andriamanitra Ray amin'ny alalany" KOL.3:17
Ny Mpitandrina sy ny fiangonana FJKM AMBODIMITA dia faly manasa antsika zanaka am-pielezana ho tonga hanatrika ny fanompoam-pivavahana,fanateram-bokatry fanomezam-boninahitra an'Andriamanitra.Toy izao ny fandaminana:
Amin'ny 09 ora sy sasany no hanomboka ny fanopoam-pivavahana ,aorian'ny fanopoam-pivavahana sy ny fanateram-bokatra dia hisy fiaraha-misakafo. Tongava maro fa mampahery ny fihaonana.
Ho an'Andriamanitra irery ny voninahitra.



© 2018 Siguez